4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hialako ny adalana - Feon'ny Fiderana (APU Ambatomaro)

Hialako ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna

Izao vao tena tsapako tokoa
Hatramin'izay nilako an'i Jesoa
Fa tsy mba misy azo antenaina
Hamelombelona ity aina

Hialako ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna

Henatra sy tahotra no hita
Manoloana ireo zava-bita
Sy ireo fakofakom-pahotana
Izay nentin'i Satana nandravana

Hialako ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna

Partager hialako ny adalana

Commenter hialako ny adalana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feon'ny Fiderana (APU Ambatomaro)