Fafah Foiko manontolo Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de le 25/11/2008 : - Dédicace de anic le 17/10/2008 : 'ty hira 'ty D atoltro anareo koa "bonne chance" dhl e! - Dédicace de Razoaritiana NoromalJulienneala le 28/09/2008 : salut a tous, j\'aime bien le groupe mahaleo et j\'aimerai bien partager ma joie avec vous en ecoutant ses belles chansons.ankafizo fona e!!! -
Titre de la chanson : foiko manontolo
Artiste : fafah
Posté le : 06/09/2008 par : manda
Siteweb :
ny fahazazako sy ny nofy tao
samy nangalako natokako ho anao
izay rehetra lasa sy izay mbola ho kinasa
foiko manontolo omeko anao
foiko manontolo omena anao

ny hatanorako voninkazo soa
tsy mba norarako notazako avokoa
dia hataoko amboara mirindra sady tsara
foiko manotolp omena anao
foiko manontolo omena anao

ity tononkalo izay hirako ity
tsy mba natakalo fa vokatra fitia
hatramin'ny aiko izao ihany no ho lazaiko :
"FOIKO MANONTOLO OMENA ANAO"
"FOIKO MANONTOLO OMENA ANAO"
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson foiko manontolo de fafah
Liste des chansons de Fafah
» Esory re ry raiko
» foiko manontolo
» Tsaroanay tokoa
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.