4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fahiny ary ny ankehitriny - Doulman ft steph

steph: tadidinao ve tsika tam bolakely
nisy ankizy tena voavelively
voadaroka tamin'ny ceinture izy
zay vo nahita amour pur izy
am zao itako mandende
sady tia midaroka olona tena mafibe


doulman:oh oh ra ny fahazazana no ampiasaina
aleoko mihinana mofo dopaina
ho itanao tsara ny fangirifiry ra matadidy ny taona fahiny

steph: oh oh ny ankizy ankehitriny
aza mievitra ny ataonay tam ny fahiny
am zao nareo swaggy
nafa taloha ny ataonay andaka tavoangy
ra ankehitriny no heritrereina
tena hoe tsy mitovy amny taloha
ra taloha ndray no heritreretina tsy
mahay afats n manabrotsaka pataloha

doul:oh oh raha ny fahazazana no ampiasaina
aleoko mihinana mofo dopaina
ho itanao tsara ny fangirifiriny ra matadidy ny taona fahiny


steph: ankehitriny to mahagaga fa milay no swagg
atram n rindrin trano nay zao no to feno tag

Partager ny fahiny ary ny ankehitriny

Commenter ny fahiny ary ny ankehitriny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Doulman ft steph