4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Embona - Bodo

Tohin'ny vorona niara niriary teny andohasahy izahay
Ni rivotra nifofo, ny orana nikija niara ni sedra avokoa
Mahita anao ao ankehitriny dia toa adinoko ireny
Variana tamin'ireo tambitamby, niaro fitia tsy hantenaina

Refrain
Fa na dia satriko aza, ny hitafa aminao ento ihany
Avelao hamonjy ilay namako any ho any, fa manembona
ao izany
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny, any ka
mila ho tomany

Fony izahay niara nilalao, na ni soa na ni ratsy niarahanay natao
Nisy ireo hafaliana sy ranomaso indraindray
Fotoana maro teto anilanao, Toa haravona lalandava
Nanafina alahelo, hakiviana nahatonga ahy toa anjombon'dava

Refrain
Fa na dia satriko aza, ny hitafa aminao ento ihany
Avelao hamonjy ilay namako any ho any, fa manembona
ao izany
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny, any ka
mila ho tomany (x3)

Partager embona

Commenter embona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bodo

Suite