Bodo Dada Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1147 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de tojo le 18/09/2008 : dédiée à mon papa d'amour pour ces 24 ans de tendresse que j'ai vécu avec lui. Ton amour sera transmis à tes petits enfants - Dédicace de Ravaka le 13/05/2008 : Atolotro ho an'ireo Dada rehetra.Olon-tokana tokoa ianareo, jiro manazava ny fiainanay.Isaoranay indrindra ........ -
Titre de la chanson : dada
Artiste : bodo
Posté le : 28/12/2005 par : inconu
Siteweb :
Dada olon-tokana
Masoandro amam-bolan'ny fiainako
Tsy mitandro hasasarana
Tsy mety valalanina
Satria mitsinjo an-janany

Dada be fitivana
Jiro nanazava ny fiainako
Niafy dia niafy ianao
Nanao izay azonao natao
Isaorako eto ny anaranao

Ianao indrindra no nampianatra ahy
Hiatrika ny fiainako any aoriana
Niaritra ny mafy ianao
Tsy hisy hahasolo ny anaranao
Hitoetra ao am-poko ny fitiavanao
Fitia tsy manam-petra, ny fiainanao rehetra
O! ry Dada o! Tena tiako ianao

Dada olon-tokana
Masoandro amam-bolan'ny fiainako
Nitaiza sy nanalokolo
Eny, na dia fotsy volo
Zay nataony vokatry ny fo

Dada be fitiavana
Jiro nanazava ny fiainako
Nananatra, nampianatra
Nikolokolo fatratra
Fitiavana tsy takatry ny loha

Ianao indrindra no nampianatra ahy...........
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson dada de bodo
Liste des chansons de Bodo
» 'ndao handihy
» aina miray
» Aina Miray
» ampamoizo
» ampy izay
» anjelinao
» ankaniko
» ANKINO
» Ankino
» aok'izay
» ataoko akory
» Avelao hifaly ...
» babonao
» bianco
» dada
» Embona
» embona
» ento aho
» fenonao
» foiko ho anao
» fony aho
» gasy mody
» hafatra ho anao
» heart breaker
» hiverina aho
» ianao
» ifonako
» ilaiko ianao
» izaho sy ianao
» mamiko
» mankany aminao
» mba ento
» mety ve
» misy farany
» mitafa irery
» mpanarato
» nafenina
» neny
» nihamaizina ny androko
» ny fahitako anao
» ny fitiavanao
» ny tsia
» oram-be mivatravatra
» political skirmish
» rehefa eo ianao
» ry foko!
» safidy
» satria
» satriko
» sombinaiko
» Soratr'ady
» Tafa irery
» tafahoatra
» tanjona
» tia anao
» tia ianao
» Tiako fotsiny ianao
» tsaroany
» tsy izany
» tsy maninona
» valim-pitia
 
Dernier Ajout
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Havako mamomamo (Samoela)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Aza viraviraina (Melky)
» Tsaronay foana (Tovo J'hay)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» Ampio kely (Mirado)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.