4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Maty ilay mpivaro-tena - Bessa sy lola

Maty ilay mpivaro-tena
Maty tsisy mpanontany
Maty tsisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany

Ny mpivavaka ? Nandalo ...
Dia nisaotra ny Andriamaniny
Afa-doza nampimalo,
hono, izao ny tany maminy

Tsy mba olona tomefy
No namoaka izato faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy

Ny iray niantso an'Andriamanitra
Sy nivantambantan-teny :
'Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny'

Partager maty ilay mpivaro-tena

Commenter maty ilay mpivaro-tena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite