Bessa sy lola Jangobo Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de Aina Ramamonjisoa le 04/02/2008 : Je te la dédie piso,gro bizu -
Titre de la chanson : jangobo
Artiste : bessa sy lola
Posté le : 01/01/1970 par :
Siteweb :
Vao misy olona tonga
Avy any atsimotsimo andrefana
Izy no tamy nitsena
Ary niresaka hoe
      
      Oh lahy é, avy taiza ianao
      Belolo ve efa mba hitanao
      Lahy é, lahy é, tiako anie izy izay
      Iaho jagobo any aminay

Tsy mbola hitako akory
Ity Belolo lazainao ity
Tao Miandrivazo aho omaly
Tao Morondava anikeheo

      Oh Lahy é tena longoko ianao
      Belolo anie ka tsy lavitra f'ao
      Lahy e Lahy e tiako anie izy izay
      Iaho Jangobo any aminay

Vao misy olona hiainga
Ho any atsimotsimo andrefana
Izy manatitra foana
sady manafatra hoe

      Oh Lahy é veloma any aminay
      Raha mandalo any Belolo ianao
      Lahy e lahy e tiako anie izy izay
      Iaho Jagobo any aminay
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson jangobo de bessa sy lola
Liste des chansons de Bessa sy lola
» 'ndao hihira
» amontana
» andapa
» antsirabe
» aza manao an'izany
» bibilava
» embona sy tsiahy
» hafa ihany i mama
» hambom-po (2)
» harmonia
» hehy
» ianao no heriko
» indraindray
» ity tany mamintsika ity
» jangobo
» jesosy
» lavitry ny maso
» mamo
» maraina
» Maty ilay mpivaro-tena
» Misy antony
» Mody atao hoe kilalao
» Nofy
» Ny Andriamanitra inoako
» Ny fitiavantsika
» ny hiran'ny fo
» ny itiavako anao
» omena anao
» raha mbola misy
» ratra manarina
» saingy tsy foinao
» sombim-panampiana
» tojo anao
» tsy izany no ilaina
» vahiny
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.