4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola hiaona - AnaY

Hiezaka aho ny angina na dia te hitroatra aza.
Na tia hamoaka ny ao am-po tsy mba afaka ny hilaza.
Maro koa tsy ho tanisaina ireo ratra ao anaty
nefa atao ahoana moa aleo manindry fo.

Avelao ho ahy irery izany
Fa leferiko ny ahy na dia mafy ihany.
fitia tsy anjara tsy hankarary fo
ka aleo mitraka ny loha.

satriko ny hitoetra teo anilanao teo foana.
saingy indrisy...efa lany ny fotoana.
fa any andro iray.any volana.any taona.
mbola hifankahita indray mbola hihaona ...


#Ral To Tahk's

Partager mbola hiaona

Commenter mbola hiaona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AnaY