4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mahasaropiaro ahy - Agrad- Skaiz- Odyai

Mahasaropiaro ahy, raha mbola ianao girl

Skaiz :)
D'zao ny koziny amin'ah: "tsy mila hafa intsony" hono lesy izy
fa zah ohany no tiany omena biz
sy tambitamby teny mamy D calin calin
isan'andro lesy ny ahy ny st valentin
Fitia vaovao mitafotafo vidiana lafo
miredareda be otran'ny lelan'afo
tsy mety maty f'efa ambony be lé degré
tsy hasimba anazy içalahy na mbola iantso pompier
OH MY GOD!! mahasaropiaro zah
ny vatany tsy misy mikasika akoatran'ahy
Fa sao ampihetsika ny trombako mba sanina
noyho izany tsy mikitika fa afaka mitanitanina
eny an-dalana eny tandremo sao mianjera
hitopazan'ny masony hoatran'ny revolver
:D fa vadin'iza ary iny
oziz elah fa ra-skaiz no efa topony dia hialana tsiny

Odyai :D
Baby ianao ihany 'lay safidy hatram'zay
voady mandra-maty no hitambatra iray
aminao!! satry (izy 'lay number one)
ka na homena an'hay ry baby izao tontolo izao
mino aho fa tsy ilaiko tsy hatakaloko anao Mahasaropiaro ahy raha mbola ianao girl

Agrad ;)
Zao d 'zao dia ataoko "en couple" ny FACEBOOK-ko
fa tateraka ilay nofinofy efa nokoboniko
raha parking ny fo ny ahy efa reserver
tsy natokako an'iza fa ho an-dry ry Bébé
iny ilay mahatonga ahy anao accident
f'izy vao mandalo tsy voavilin'lah ny volant
mijery an'azy ambony ambany d'io fa lasa am-borona
raha tsy te-hiady amiko iny tanana iny aza samborona
(you girl) za 'to de saropiaro
satry izy ilay tokako , fidiko anaty maro
(you girl) ka mamela ahy mba hiteny hoe youpii
fitiavako an-dry mateza fa tsy mora rava ohatran'ny glace youpi
ka 'zah sahy miteny hoe tia an-dry noho 'zah mba hoento aty
fa 'zao de 'zao dé hibakoko Lambôrgini
tsisy 'zany, na hivadika Rolf i Rossy
fitiavako an-dry lafo vidy mitovy @ vidina Rills Royce

Odyai :)
Baby ianao ihany 'lay safidy hatram'zay
voady mandra-maty no hitambatra iray
aminao!! satry (izy 'lay number one)
ka na homena an'hay ry baby izao tontolo izao
mino aho fa tsy ilaiko tsy hatakaloko anao Mahasaropiaro ahy raha mbola ianao girl

Odyai =) tsy havelako hisy ikasika
fa na ny singambolonao maha saropiaro ahy
ny love-ko efa vitanao kadasitra
efa babonao nenah ny fo sy fanahy
enao raha misy hamingana
'zao no mianjera
vitaiko alo aloha ny dingana
'zah tsy hiandry ela
ka na ho mafy na ho mora , 'zao sy ianao hiara-hidola
k'andao tsy iasàna saina baby ireo 'zay mpanakora

Odyai :)
Baby ianao ihany 'lay safidy hatram'zay
voady mandra-maty no hitambatra iray
aminao!! satry (izy 'lay number one)
ka na homena an'hay ry baby izao tontolo izao
mino aho fa tsy ilaiko tsy hatakaloko anao Mahasaropiaro ahy raha mbola ianao girl

Partager mahasaropiaro ahy

Commenter mahasaropiaro ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Agrad- Skaiz- Odyai