4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aina miray - Bodo

Ny fitiavantsika roa
Kanto tokoa
Nofinofy mamy soa
Tsy mba ho lo
Embona mameno fo
Tsisy ahiahy
Mety hampanahy
Ny androntsika hatramin’izao
Tanana tsy mifandao

Aina miray
Tsy vaky lay
Toa ‘ty sy ‘nday
Lakam-pitia
Fo mifangia
Miara-dia

Partager aina miray

Commenter aina miray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bodo

Suite