le clip gasy de Vetson'ny kamboty Raberanto

 
   
 
 
Vetson'ny kamboty - Raberanto
Dédicace de Rajaonera le 23/01/2010 : ity hira ity dia atolotro sy atsiarovako any dada sy neny zay efa samy nody mandry ka dia mandria ampiadanana ry dada sy neny malala eh - Dédicace de Rajaonera le 20/12/2009 : ray volana lasa zay nahafatesany dada rajaonera philippe 67taona androany izy 20decembre tena marary aminay zanany avy ka atao ahoana lahatra daholo zany - Dédicace de Rajaonera le 11/12/2009 : EFA 24ANDRO ZAO NALASANAN'ny dadanay rajaonera philippe 76 taona .teny sisa no ataoko aminay 9mianadahy mifankatiava eh efa kamboty tsika zao eh hoy ninie zandrinareo tia anareo eh bisous - Dédicace de Kagara le 10/11/2008 : ity hira ity de atolotro ho an´zokiko rehetra ,heritaona zay no nahalasanan´ny neny mahereza eh! - Dédicace de MICHEL le 15/12/2007 : Ity hiran' raberanto izany dia atolotra an' DADA sy NENY ary ny Havana rehetra an'ny antalaha izahay aty dia lvitra dia manina anareo foana any dago any (mpanolotra Michel sy Tata ) - Dédicace de Hasina le 10/12/2007 : ho an'i tantine josy tsy foiko tsy nanadino na aty an tany lavitra aza - Dédicace de JIJI le 29/11/2007 : mitandrema ry kalakely fa lezoka ary oa tsy nahatazona anao an!! sa lery no tena mihahaka e - Dédicace de Pedro le 25/10/2007 : manina de manina ny tenanay ka atao akory moa!! tadidinao ve raberanto ny tao @ st fra tao antanimena!!! tahola zany ééé!vao maheno ity hiranareo ity za hila ho latsaka ny ranomasoko,izay le fianana é!! - Dédicace de Pedro le 25/10/2007 : manina de manina ny tenanay ka atao akory moa!! tadidinao ve raberanto ny tao @ st fra tao antanimena!!! tahola zany ééé!vao maheno ity hiranareo ity za hila ho latsaka ny ranomasoko,izay le fianana é!! - Dédicace de Degert eric le 16/10/2007 : atolotra ho any avana rehetra aty dago, surtout DADA SY NENY, manindrona mintsy ny fo aty tany lavitra aty maheno ny tononkira e!(Z...mpl) - Dédicace de Tiana le 19/09/2007 : Mahatsiaro an'i Papa sy Mama aho eto am-pijerena ity clip ity dia mizara azy aminareo. Bisous - Dédicace de Fara sy jean le 19/09/2007 : Mahatsiaro an'i Papa sy Mama aho eto am-pijerena ity clip ity dia mizara azy aminareo. Bisous - Dédicace de Efafantatrao le 30/06/2007 : i laingo ve!?????????? - Dédicace de Ambatolahivola le 11/05/2007 : Ho fahatsiarovana ireo havamalalantsika no anolorana ny hira ny fifalian'izireo dia ny fifankatiavan'ny velona . mampamangy daholo - Dédicace de Vatovola le 11/05/2007 : Ho fahatsiarovana ireo havamalalantsika no anolorana ny hira ny fifalian'izireo dia ny fifankatiavan'ny velona . mampamangy daholo - Dédicace de Annie77 le 07/05/2007 : atolotro ho an i dadako malalako zay efa nodimandry t@ 1995 ty hira ty,mandry am piadanana ianao ry dada malala hoy ny zanakao annie,pasy,eric,game - Dédicace de Nadia le 21/04/2007 : atolotro ho an'reo havako rehetra aty an-dafy ty hira ty bisous daholo e - Dédicace de Alfred Naina le 02/04/2007 : atolotroilay anabaviko ao 107 Pl S Allende, mahereza bavy an - Dédicace de Brigitte le 01/04/2007 : tiavo ny ray aman- dreninao mba ho ela veloma ambony tany ianao -
Vu : 15289 fois
A reçu 48 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Ajouter une parole de chanson a ce clip
Les autres chansons de Raberanto
Vetson'ny kamboty
Gasy mirevy
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.