le clip gasy de Tahak'izay PooPy

 
   
 
 
Tahak'izay - PooPy
Dédicace de Johnson le 09/07/2010 : Joli e la chanson aky ry Poopy! j'adore toutes tes chansons! Bonne chance pour la vie entière! - Dédicace de Jotabe le 22/11/2009 : tiako be na ny mpihira na ny hira - Dédicace de Antonia le 02/09/2008 : Mafy zany mahazo ny sasany zany aza matahotra fa tsy ho tahak`izay ny anareo eeeeeeeeeeee - Dédicace de Cinthia le 22/07/2008 : Salut jer, bon courage à tout ce que tu fais. Bisous. Cinthia. - Dédicace de Rojo le 05/06/2008 : pour une personne qui se reconnaitra - Dédicace de Sakabe le 15/02/2008 : efa-taona sahady zay ry herimbola ny nanambadianao nitsingerina omaly!!!tsy adinoko cadeau tena nilay b iny sady tsy nampoizina!!!efa nahazo tokatrano koa ny tenako saingy ny ratra navelanao ato foana e - Dédicace de Sakabe le 15/02/2008 : dryyyy tsara ilay hira e!!!afaka ho iza nefa !!!efa-taona omaly sahady zao ry herimbola ny nanambadianao,eny tsy adinoko fa $ be ho ahy e!!!eny efa nanambady koa moa za zao saingy ny ratra navelanao mbola tavela ato anatiko foana!!!ny aza manody re olona zany oe st valentin ny andro ny olo-tiana no nanambady tsy niteniteny mitohy marina poopy ny fiainana misaotra fa mankahery e!!!mahereza daholo zay voadona e!!! - Dédicace de Evafernandez le 18/01/2008 : komment je regrete de tavoir connue , tant de contradiction entre nous , javoue ke cela nest pas juste !!! tu a toucher ma vie , jespere kon se revera plutard !!! je taime mon pousin - Dédicace de Petakorona le 07/01/2008 : masosotay le fiainana oooooooo - Dédicace de Bozy le 06/01/2008 : kanto a! voaratranao ny foko! - Dédicace de Lalaina le 09/07/2007 : merci fa tsara ny hira eh! tsy afaka hiverin-dalana tokoa fa manorina ny fiainana daholo ireny e!!! ary tsy adino - Dédicace de Snif snif le 10/06/2007 : Tahaka izay aho tsy nanikatra an\'ity clip ity fanamoha ny namboarina nandritra ny 5 taona ary noravàna tsy nisy 5 andro akory ary izay efa nezahina ho adinoina efa 3 taona izay. Tiako ianao ry Navalona RNL a! - Dédicace de Djin-djaja le 17/05/2007 : djin-djaja de Nancy Omelmont pour Ampahitroga mahatsiaro eeeeeeeeeee! - Dédicace de Piso le 16/05/2007 : Ho any Hasina kely,ahoana ihany ono ny eritreritrao?Ka atao ihany ve le mariage sa ahoana?.De ajanony amzay le tsy fandraisana tel fa mody tsy eno na fanina fotsiny - Dédicace de MZT le 13/05/2007 : ka las takzay toukou no nifarany de aleo milfaly @ fahatsiarovana sisa e - Dédicace de Za ihany le 05/05/2007 : tahak'izay ! fa de hoe atrehina ny iainana fa tsy azonao arodana ny ao an-dohako ! - Dédicace de Leonell le 28/04/2007 : Gros bisous à tout le monde à Mada !! Joli clip et personnages . - Dédicace de Mangotika le 28/04/2007 : tahak'izay aho mba nivily ry ilay tsy foiko nefa nahafoy ahy - Dédicace de Petakorona le 24/04/2007 : tay be e , manina anao ak za Ballita a takizay za ts nanaiky nikotinao fa zao za lavitranao tena ngomana tanteraka , saing ts maints nande za hiatrik ny hoaviko, jtm fona anefa e.rova - Dédicace de Haingo le 24/04/2007 : cette chanson me fait trop kiffer!!!kan je la passes je me sens tout de suite mieux après... gros bisous a toute la famille - Dédicace de Andricam le 24/04/2007 : merci poopy sy naivo a! -
Vu : 19069 fois
A reçu 41 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Ajouter une parole de chanson a ce clip
Les autres chansons de PooPy
Miara mihira
Izay manao ny marina
Sedra
Isekely
Medley
Ahoana tokoa
Ny marina
Tahak'izay
Tiako
Mbola ho tia ve
Izy roa ihany
Fitia Voarara
Tsara andriamanitra
ampianaro
Ahoana tokoa
satria tiako
MIFAMENO
HO ANY AMINAO
TIA
satria-tiako
Raha Nofy
Medley (version longue)
niova dika
Ry arivo tsy foiko
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.