le clip gasy de Raha tsy ho ahy Rija Ramanantoanina

 
   
 
 
Raha tsy ho ahy - Rija Ramanantoanina
Dédicace de Rln le 28/05/2009 : Ho anao. Ho fahatsiarovana ireo lasantsika. -
Parole de chanson
Raha tsy ho ahy
ho ahy irery ianao fa ho azy koa,
raha tsy ampy anao
ny refa tianao ny ampiara-droa.
Dia avelao ho ahy irery ny fitiavako fa sao dia lo
ka tsy ahay hitia intsony aho avy eo.

Avelao ho any koa
ny lasantsika tsy hifoha,
Na zay anio na ny ampisto
aoka tsy hisy ho re
Dieny mbola tsy miroborobo fakany ilay fitia,
dia aleo kapaina sao mamohy

Tsy ninia ny amitaka aho sanatria,
na koa tsy ampy ahy ilay kaloko
Fa nisy fitia iray tsy mbola itako nandalo teo
dia tsy fantatro fa lasany aho...

Réf: Fa nisy fitia iray niserana nitondra afo teo
Nangatsika aho dia nantsoiny ho eo aminy
Sanatria tsy hoe tsy tia anao intsony aho dia nandeha,
nandeha aho dia niverina indray

Sao sanatria, tsy ampy anao ny fitiavako
Tsy noho ianao na fitiavanao no antony
Ampy ahy tokoa izay nataonao sy ny fonao tena tia
Manana amby betsaka aza ireo

F'ilay fitia, izay nandalo hafa tamiko
Navarinay, ka dia niriko ho fantarina
Tsapako avy eo fa tsotra nefa feno ny fitiavanao
hafahafa ilay fitia vaovao.

Nampiova ahy 'lay fitia nentiny,
nampitombo ahy ny fitiavanao
Tany aho fa tsy nahatsiaro ho nafana ny afo nentiny
Mbola hafa ny fitaivanao

Fa nisy fitia iray niserana nitondra afo teo
Dia nanampy ahy izany hanazava anao
Fa misy iray tsy manampetra ao anatiko ao
Voatokana ho anao sy ho ahy
Voatokana ho anao sy ho ahy..
Vu : 7019 fois
A reçu 46 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Les autres chansons de Rija Ramanantoanina
TAMBATRA
Raha tsy ho ahy
HAY VE ? by Shoan & Orchestre DIAP
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.