le clip gasy de Neny Bodo

 
   
 
 
Neny - Bodo
Dédicace de Fafa le 29/05/2008 : manatena ny mbola hiaona @-nao za ry Mama tiako,na de tsy hitako aza ny nalasan´Papa - Dédicace de Mamiharisoa le 12/02/2008 : mama,tena tu me manques trop,tena tiako ianao ary enga anie ho ela velona mba hahatratra ny zafiafy e - Dédicace de Emi le 09/02/2008 : Atolotro ho an'i Mama malalako indrindra,tsy mahasolo ny fitiavanao ry Mama ho ela velona anie ianao hifanatitra @ zanakao sy zafinao ary ireo zafiafinao, ho feno ny fitahian'i Tompo isan'andro anie ianao,tsy ho ela idray dia hihaona isika raha sitrakin'i Tompo Mampamangy indrindra @ ao Ambohijanaka sy Ambohidahy Ankadindramamy ao e!tsy adino ry John sy Nivohary eny Andrononobe indrindra i Kevin be i Aina sy Ony ao Ankadindramamy koa Bisous daholo MI tsy manadino - Dédicace de Maheritiana de france le 14/12/2007 : C pour ma Maman qui habite andravohangy ambony en face de l'épido'r(popotine)tu es trés loin de moi,je te cherche partout j'te trouve pas mais je te trouve dans mon coeur,tu me manque maman!je t'aime tant - Dédicace de Fara le 29/11/2007 : Malaelo anao aho Mama aty lavitra aty manatena aho fa mbola iaona @nao ndray adro any. - Dédicace de Laure le 29/11/2007 : Atolotro an'i bebe josee avy aty Amanda sy Matthew ary Andrew tia be anao - Dédicace de Tatiana le 16/11/2007 : Maman je voulais juste te dire que je t'aime, merci pour tout ce que tu as fais pour moi et d'être encore là. Je t'aime maman chérie. - Dédicace de Rojo le 22/09/2007 : atolotro manokana ho an'i Mme Rasoamalala Fanja mipetraka eny Itaosy io hira io!! tiako bé ianao ry neny malala a!! bizou mamy bdbdbdbdb - Dédicace de Ravaka le 03/09/2007 : misaotra fa tsara be ilayhira , tena mampanembona ny Gasikara mihitsy aty an-tany lavitra aty - Dédicace de NIRIANA le 21/08/2007 : Mahatsiaro ny fahazazana mihintsy,mahafinaritra e! - Dédicace de Oli le 12/07/2007 : dédicace à ma mamounette liva RAKOTOZAFY(avao ampandrana)que j'aime à la foliiiiiiiiiiiiiiiiiiiie, i oli.bisous - Dédicace de Ahamed le 02/07/2007 : Ho an'i Olivaranto (LIVA) eny Ankorondrano 112bis. Mahatsiaro anao fa indrindra i Nenitoa! Ba betsaka é! - Dédicace de Laza le 09/06/2007 : tena mampatsiaro ny taloha mitsy le hira! indrindra refa an-tany lavitra toy izao! tena mampanembona be mitsy! misaotra ny nitahiry izao raki-tsary izao e! mifankatiava ry zanak'olombelona fa mandalo ihany isika ety e! - Dédicace de Lalao le 31/05/2007 : mahatsiaro ny fahazazana miheno ny hira Neny (bodo) ho an' neny rehetra -
Vu : 14085 fois
A reçu 35 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Les autres chansons de Bodo
Mety ve
Ampamoizo
Raha mba manan'elatra
Safidiko
Aina miray
Medley
Heartbreaker
Zaho sy ianao
Hira
Hiverina aho
Neny
MIMOSA
ZAHO SY IANAO
Samia mamisarisa
VALIM-BAVAKA
Ankino
Neny Tiako
Neny Tiako
Medley (version longue)
Tsisy kianina
Valin'ny natao
Ry arivo tsy foiko
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.