le clip gasy de Mety ve Bodo

 
   
 
 
Mety ve - Bodo
Dédicace de ELDORADO le 30/04/2008 : JTM MALALAKO, MANINO MOA ITY IZY!!!! - Dédicace de LanDy le 10/04/2008 : Jtm Ma MaMina Bizoux Be - Dédicace de Ny akama le 10/03/2008 : Atoloto o anao ity hira ity ry Doris.Arahabaina nahazo tokatrano (na dia efa tara be aza !) dia arahabaina koa nahazo zazakely.Misy valiny ny fahendrena ary tohizo hatrany.Midera anao tanteraka ny @toetranao hatrizay.Maroroa taiza e!!! - Dédicace de Haja le 19/12/2007 : tsara be ty clip ty ! atolotro ho an'i fefe malalako ! - Dédicace de Hanta le 14/05/2007 : Atolotra ho any Andry Tovondriaka tsy manadino,mirary soa anao -
Parole de chanson
Mety ve ny mitomany
Noho ny hetraky ny tany
Sa mbola misy koa ny farany

Mety ve ny mitaraina
Inona no azo antenaina
Fahoriana no mameno ny saina

Nahoana ny hatezeranao
No mahazo indray ny fonao
Izay efa voahosom-potaka
Nefa mbola misy manosika

Aza avelanao
Ho faty toy izao
Ny herim-po izay ananao
Fa hanampy anao
izaho ho namanao
Tia anao

oh oh

Aza avelanao
Ho faty toy izao
Ny herim-po izay ananao
Fa hanampy anao
izaho ho namanao
Tsy ahafoy anao
Vu : 11923 fois
A reçu 24 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Les autres chansons de Bodo
Mety ve
Ampamoizo
Raha mba manan'elatra
Safidiko
Aina miray
Medley
Heartbreaker
Zaho sy ianao
Hira
Hiverina aho
Neny
MIMOSA
ZAHO SY IANAO
Samia mamisarisa
VALIM-BAVAKA
Ankino
Neny Tiako
Neny Tiako
Medley (version longue)
Tsisy kianina
Valin'ny natao
Ry arivo tsy foiko
neny
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.