le clip gasy de Ho tsaroana Ambondrona

 
   
 
 
Ho tsaroana - Ambondrona
Dédicace de Fyfih le 10/04/2010 : atolotr anlé razoky revéko b zay ranga a ! ao @accen ao,d enoy tsar rangah n tononkira a! revéko fôna na d ... efa an...aza - Dédicace de Nary le 18/07/2007 : tena malahelo be anao akia aho noro ndia lavitra aza ela leitsy tena tsy mahafoy anao aho e, hotrany hoe eto akaikiko fona ela cherie, mino aho sady matoky fa tsy maintsy hoavy ny andro hiahaonana sady aminizay koa angamba malala ka tena andro tsy hatoriana angamba e ha ha ha ha haveloam cherieko an de jtm be de veloma koa leitsy tsy hadinoko mandrakizay ny anaranao e - Dédicace de Ndam le 01/05/2007 : any nantes daolo miaraka e! @5 miaraka manala @ ambondrona tsika hafa ihany dago - Dédicace de Sipan Ambondrona le 19/04/2007 : tay be ihany refa lavitran dago e, hafa ihany oa dago o ny bandy gasy koa mbola milay sady bogosy nohon vozongo kozy anie zany e. allemagne -
Parole de chanson
Na dia tsy ho anjara
Na tsy hiara-dia aza isika
NA @ zavatra hafa
Na @ lalan-kafa no hivily
Ho mpinamana no fanirianao nefa indrisy
Toa sampanana ka nizara ny lalantsika

REF:Ny adiady izay natao
Ny hanihany izay fanao
Sy ireo sangisangy ao an-tsaina ao e!
Ireo zavatra mba vita sy ireo toerana efa hita
Ireo hira sy ny sisa dia ampy ahatsiarovako anao


Amin'izao fotoana izao mba hafa ny lalanao
Ankehitriny kosa mba hafa ny lalako
Izaho anefa mino
F'ianao tsy hanadino toa ahy
tsy fanahy iniana
Fa tsapan'ny fo sy fanahy

NY adiady........
Ampy ahatsiarovako anao!

Tonony sy feony :BERANTO
Vu : 11378 fois
A reçu 22 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Les autres chansons de Ambondrona
hijery anao
aza adino
Tsy adala
Ho tsaroana
Hatramin'izao
Eny na tsia
Tsy hay
hiaka 2004
aza tsiny
tena fitia
ampy ahy
aleo aloha
Ampy ahy
Aleo aloha
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.