le clip gasy de Hijery anao Ambondrona

 
   
 
 
hijery anao - ambondrona
Dédicace de Karygasy le 05/03/2010 : Ny amiko koa efa mazava!!!!! - Dédicace de Nanou le 08/01/2008 : j'aime trop cette chonson,mais c trop court,en+kom il chante trop bien - Dédicace de Cynthia le 05/12/2007 : j c pa si t djà vu c clip mes jm bien c musik c pr ça jt la dédié. - Dédicace de Nanou le 27/10/2007 : milay be ry reto io clip io fa saingy fohy lotra aa...biz - Dédicace de Tsiry navalha le 27/08/2007 : io vazon'i ambondrona io d atoltra an'i NINIE , tadidio lery rf made io - Dédicace de Bogotha mafia le 10/04/2007 : kaiza daoly ry baina a!!!in hono no movo e!!!andao ho any @ avo e!!!tsy ho ay adinoina reny e!!tairo amboaro ny grama fa ho oavy tsy ho ela ny deba e!!!six ho an'là ra Silvain $ ra Hery a!!de endre tsara @ zay oa!!!Bogotha - Dédicace de Tiakos le 14/03/2007 : atolotro an'ilay olon'iray izay.mahafantatra ny tenany izay tiako ianao ary mbol ho tiaviko - Dédicace de Pelaka le 08/03/2007 : atolotro an'ilay olo tiako lasa nanao stage any lavitra any bon anniv mon amour j t'm et jtm jusk .....mes jours -
Parole de chanson
Naleoko indray niantso ihany
Toy iazy hanampoka anao
Nefa raha izao mantsy no teo anilanao
Hiandry hatrany aho sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia nefa tsy ho anjara

Nefa tiako ho fantatrao

Ny amiko efa mazava ka ho lazaiko aminao
Raha ny ao ampoko ao tiako ho tsapanao
Ho avy aho HIJERY ANAO ka mba raiso aho
Ny fahitako anao ihany d'efa ampy hanasitrana ahy
Vu : 18084 fois
A reçu 35 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Les autres chansons de ambondrona
hijery anao
aza adino
Tsy adala
Ho tsaroana
Hatramin'izao
Eny na tsia
Tsy hay
hiaka 2004
aza tsiny
tena fitia
ampy ahy
aleo aloha
Ampy ahy
Aleo aloha
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.