le clip gasy de Hafatra Rossy

 
   
 
 
Hafatra - Rossy
Dédicace de Vavizara florine le 29/06/2008 : ity hira ity otolodrako @ la famille lakoro bé Bar havana jardin cayla bisous fala - Dédicace de Herintsaina mamy le 10/02/2008 : atolotra ho an'izay mahafantatra ahy ity hira ity dia mbamangataka ny adiresin'i tsiry mpianatr'i collège la victoire sab/nam raha mahita ity izy - Dédicace de Roland et sandrine le 21/01/2008 : manahoana! atolotra ho an'izay mahafantatra anay na ny aty na ny any aminy tanana. veloma - Dédicace de Vaika le 06/01/2008 : atolotro ho anareo any tany lavitra any io hira io. tsy manadino hono hoe na tsy mahasoratra ho anareo aza e. - Dédicace de Véronique le 11/12/2007 : Dia mazotoa mihaino ary ry Momo dia henoy tsara ny hafatra dia tandremo sao toran'ny fihomezana an!dia mahazoa fahafinaretana eh!Mazotoa mijery Clip daholo oh - Dédicace de Tiana maromanana le 20/11/2007 : "ANY I MALALA" koa leitsy mba tsy foiko a! - Dédicace de Ex mahamasina le 17/11/2007 : tena souvenir be ty hira 1 ty indrindra t@ taona 1989 1990 mahamasina - ampefiloha bisous be - Dédicace de Ramso le 17/11/2007 : je sius un fan inconditionnel de rossy ,miala tany dago quand il a quitté,longue vie rossy - Dédicace de Nicole le 06/11/2007 : Rossy o! antsoy aho refa hiira le "fo mifankatia iny ianao e" sa mou "sitrakao ve?" ny titre le hira ;refa manao spectacle aty paris ndroky sur eee - Dédicace de Nanie le 20/10/2007 : Tokony mba manao spectacle any dago amzay Rossy fa tsy mandalo fotsiny e!miandry ny maro ne e!na au moins mamoaka klipy vaovao any!sur e - Dédicace de Juliette loeuillet le 18/10/2007 : slt dahola fa maninona hoa rossy no tsy mba mody any dago @ izay fa miandry ny kil a! - Dédicace de Tiana64 le 12/10/2007 : eNOKO T@ ZANAKO LAHY FA NANAO SPECTACLE TATY PAU IANAO ROSSY"IMANGA ET LE TAXI BROUSSE"MISAOTRA MANANDRATRA NY MAHA MALAGASY E - Dédicace de Pria le 11/10/2007 : salut Mig c Bianca com va tu?Ecoute bien cette chansson et tu comprends bien ce que je veux te dire.Tu me manq bp cheri je t'aime pourtoujours baby. - Dédicace de Rajones le 10/10/2007 : Zay ndray mirevy rossy foana e - Dédicace de Ratovoarisoa lemily le 30/09/2007 : ZAO ELA SISA RY LLT -
Vu : 21516 fois
A reçu 50 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Ajouter une parole de chanson a ce clip
Les autres chansons de Rossy
Ty taona
Aoira
Hafatra
Ino vaovao
Zalozia
lasa aho
vangio zaho
ho avy
io ary
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.