| |
|
|
| • Rechercher un clip malgache |
|
|
|
|
|
|
|
| • Liste des clips |
| |
|
|
« Retour
|
|
Artiste : Che bel canto
Titre : Fotoana mamy
Genre :
Vu : 8570 fois
A reçu 11 coup de 

Envoyer ce clip comme une carte postale à un ami 
Tononkira :
Vonona aho , hizara aminao,
ny tena tsara indrindra izay ananako.
Toy ny nofy ihany , izao anio izao.
Fa tafahaona izao, ny tia sy ny manina.
Satry foana ho toy izao
ny andro rehetra tsy hisy fetra.
Hiara-dalana aminao , tsy hifandao.
Inty aho hamalifaly anao.
Raiso ho anao ka hanjakao ho anao.
Izay tianao toa tiako raha teo.
Ny fontsika sy ianao mitempo ho iray, iray anio.
Satry foana ho toy izao ...
Manantena aho fa tonga ao am-ponao,
ny vetsom-poko izao ho anao.
Hifandimby eny ny andro,
hifandimby ny taona ,
izao anio izao raha sitrakao ,
aoka hitoetra fa tsy andao.
Mitovy ny fitia, mitovy eritreritra.
Fa metimety ery ilay fiarahana.
Ny fanirianay , tafita any aminao,
ny hafanan'ilay fitia izay nampifandray anay.
Satrinay ho toy izany ny andro rehetra , tsy hisy fetra.
Ho tafaraka aminao, tsy hifandao.
Ny fanirianay dia ho mandarakizay
no ahatsiarovanao izao ora izao,
ka raha tonga ny andro iray
handaozanay anao,
izao hira izao kaloy hirao
ka hitoetra ao amponao.
Dia misaotra anao ho aho
noho izao rehetra izao,
ka ho rakitra tadidy ao am-poko ao.
Ny fanirianay ... ka hitoetra fa tsy andao. |
| Les autres clips de Che bel canto |
 |
| Aoka ihany |
 |
| Fotoana mamy |
|
|
|
| |
|
|
|
| Page :
1
678 clips malgaches |
|
|
|
|
• Ambondrona
• Ho tsaroana |
 |
|
|
|
|
|
|
• Rambao
• Rahoviana re |
 |
|
|
|
|
|
|
• 18.3
• Paradisa |
 |
|
|
|
|
|
|
• Lola
• Alay lakana |
 |
|
|
|
|
|
|
• Mahaleo zandriny
• Rivotra |
 |
|
|
|
|
|
|
• Iraimbilanja
• An-tsekoly (à l'école) |
 |
|
|
|
|
|
|
• Joachim michael
• Eo an-tananao |
 |
|
|
|
|
|
|
• Vaivy chila
• Nagnino anao moa zaho |
 |
|
|
|
|
|
|
• La voile
• Bks |
 |
|
|
|
|
|
|
• Andala vao miresaky
• Andala vao miresaky |
 |
|
|
|
|
|
|
• Tana in love
• Matokia ... |
 |
|
|
|
|
|
|
• Kaiamba
• Medley |
 |
|
|
|
|
|
|
• Zagnany
• Alerte |
 |
|
|
|
|
|
|
• Anyah
• Mahatsiaro anao |
 |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
| • Les derniers clips |
 |
Vu [677]
fois
A reçu (4)
coup de 
|
»Tsy tamana ... »SLAMCOOL
|
|
 |
Vu [785]
fois
A reçu (7)
coup de 
|
»Fenonao »SHYN
|
|
 |
Vu [729]
fois
A reçu (1)
coup de 
|
»Ambarambarao any »HOPE FOR MADAGASCAR
|
|
 |
Vu [1298]
fois
A reçu (17)
coup de 
|
»Foiko manontolo »FAFA
|
|
 |
Vu [1184]
fois
A reçu (13)
coup de 
|
»Raha tsy ho ahy »RIJA RAMANANTOANINA
|
|
 |
Vu [1276]
fois
A reçu (20)
coup de 
|
»Aiza izy izay »TSELONINA
|
|
 |
Vu [685]
fois
A reçu (7)
coup de 
|
»Toa very hevitra »FEO MIRAY
|
|
 |
Vu [1010]
fois
A reçu (10)
coup de 
|
»Misy kalo »TSELONINA
|
|
 |
Vu [944]
fois
A reçu (9)
coup de 
|
»Simba »MAM'BE
|
|
 |
Vu [1180]
fois
A reçu (14)
coup de 
|
»Mbola ho avy »ERCI MANANA
|
|
Voir la suite» |
|
|
|
|
| |
|
|