le clip gasy de Fantatro fa Anyah

 
   
 
 
Fantatro fa - Anyah
Dédicace de DJ Get down"de Madagascar" le 29/01/2008 : Je dédie cette zik prou tout ce ki le kiff Efa fotoana maro izay No nahafantaranao ahy Ianao te hilaza zavatra Kanefa toa miahotra Ekeko hoe izaho sy ianao Samy mpinamana Kanefa anie hatramizao Tsy sahy ianao, toa tsy sahy Izaho anie efa sasa-miandry Miandry ny ilazanao Miandry ny ilazanao fa Tiako ianao, Tiako ianao Ref: Fantatro fa tia Fantatro fa misy fitia Any am-ponao any Ka nahoana no Tsy nambara tamiko Fantatro fa te Fantatro fa te ho ahy ianao Saingy tsy nahasahy ny hilaza fa Lasa tiako ianao, tena tiako ianao Ekeko hoe izaho sy ianao Samy mpinamana K’izany no manakana anao tsy hamboraka Fantatro satria ny masonao milaza fa tia Milaza amiko hoe nahoana raha miara-dia HOOK two: Fantatro ……. "Raha toa ianao ka tsy sahy Dia aleo ho mpinamana" - Dédicace de Tana Riddim Style le 20/01/2008 : Salut Des extraits de l'album du Tana Riddim Style "Appel de coeur" sont dévoilés sur http://tanariddimstyle.skyrock.com/ Bonne écoute L'équipe du Tana Riddim Style - Dédicace de Tana Riddim Style le 20/01/2008 : Salut Des extraits de l'album du Tana Riddim Style "Appel de coeur" sont dévoilés sur http://tanariddimstyle.skyrock.com/ Bonne écoute L'équipe du Tana Riddim Style - Dédicace de Antsa le 18/01/2008 : salut dolo Bonne année hoy i Antsa.De mazoto miheono hira ze mankafy gasy ka manja - Dédicace de Soso le 13/01/2008 : Hey! mé c ma ptite Carole ! ta pa chanG miss reste com tu es. On tm com ca! El é tro adorable cette fille.Jm bcp la chanson Tu m mank miss! on sretrouve bientô pr nos Dlires. Biz -
Vu : 12038 fois
A reçu 85 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Ajouter une parole de chanson a ce clip
Les autres chansons de Anyah
Fitia Mifamaly
Ianao
Ranomasina
Matokia
GET UNITED
Fantatro fa
Tongava
Mahatsiaro anao
Tiako fotsiny
Miandry anao
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.