clips malgaches commençant par la lettre 0-0

 
   
 
Rechercher un clip malgache
Dernieres dedicaces : Dédicace de DS le 05/12/2008 : Tsara feo be fara. Lé vazo ndray efa ela no tiako.Mampanembona   Voir le clip  Dédicace de XXX le 05/12/2008 : Aoka fotsiny oa e! Misaotra mihitsy!  Voir le clip  Dédicace de toto le 04/12/2008 : tsara mahay mihira fa tohizo merci beaucoup  Voir le clip  Dédicace de Nantenaina le 03/12/2008 : mlay lé vazo ry zareo fa ankafizo an!   Voir le clip  Dédicace de RASOLOFONIAINA Nirina le 03/12/2008 : Milay ny revinareo fa tairo moramora fotsiny fa tonga eny @ mpakafy ihany ny vazonareo....  Voir le clip  Dédicace de Minnet le 03/12/2008 : A toutes les filles qui ... reconnaissent!  Voir le clip  Dédicace de sipakely le 02/12/2008 : Tena tsy nahahendry ahy ianao e!!!  Voir le clip  Dédicace de sipakely le 02/12/2008 : Nifampijery, nifampitsiky kely toa tsy ankiteniteny..... toa hanahirana ahy ianao ry bandykely...  Voir le clip  Dédicace de Lh le 02/12/2008 : Tena tsara lé hira fa hay misy clip 2 fa samy hafa ny titre tsara le RNB gasy e, zay tena anisany mpakafy mampamangy ny fianakaviana ao Mahamasina sy Tamatave e tsy manadino hono oe LH merci e, mba asio clip ny manaraka e ok  Voir le clip  Dédicace de tsilavina Andriamanisa le 30/11/2008 : je pense tout le temps a toi,meme si j8 loin mon coeur bat toujours pour toi! c pour toi,écoute la bien et pense a moi!mil bisoux  Voir le clip  
Voir toutes les dédicaces

Rechercher un clip : Artiste : Titre :
Ces clips ne sont pas hébergés sur GasyKaManja.com mais sur Youtube.com et Dailymotion.com, GasyKaManja n'est pas donc propriétaire de ces clips mais sert juste de lien vers Youtube.com et dailymotion.com. Gasykamanja n'est donc pas responsable du contenu de ces clips. Les derniers clips en flux rss

Titre : A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z Tous
Artiste : A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z Tous

Ajouter un clip Voir toutes les dédicaces Clips étrangers les coups de des interautes
Pub
Liste des clips
   
Dédicace de touv le 07/02/2008 : pour mimi, Efa babonao ny foko ry malala ka tena lasanao tsisy tavela.jtm - Dédicace de Tithi le 13/07/2007 : AINA an!!!tena BABO be an'dry ny foko!!mahay mihira enao no tsara bika no mafatifaty be anahako!tena BABO @ndry ny FOKO ...toizo atrany ny hirandry fa ankafizoko atrany!!!! aty PARIS za ra omeko sopapa enao!!ilay tia anao... - Dédicace de LALAINA le 30/06/2007 : efa babonao akia ny foko ry Lanto malalako je t'aime tjrs ianao irery ihany no tiako raha mbola velona ny aiko. bisooooooooooouuuuuuuuuuusssssssssss. - Dédicace de didih le 24/06/2007 : atolotra ho anreo roa ity hira ty sy naman'i Aina sy Aina a! de mirary ny soa sy ny mahafinaritra rehetra ho anreo ny tenako zay manolotra didih ataoko eto fa fantatrareo tsara a e! de mahereza daholo amin'izay atao rehetra de oneno ny fonareo ho iray e! zay dia mazotoa arye! bisous ôôôô - Dédicace de fidio le 22/04/2007 : naiza naiza misy ahy dia tiko foana ianao ry fidy bisosu dia @ manarka mihaona ndray! ry tiko be - Dédicace de thierry LDK T le 26/03/2007 : efa babo anao ny foko lesy Laurie annn !!!!tiko anye mimi e!!!jetem @ le otray sy zay mo ô!!!!any mo e!!!! -

« Retour

 


Artiste :
Aina - Tovo j'hay
Titre :
Babo
Genre :

Vu : 6772 fois
A reçu 17 coup de

Envoyer ce clip comme une carte postale à un ami

Tononkira :
Am-pelatananao,ho avy re ny aiko
Ny anaranao ho hajaiko,finidy silak'aina
Efa babo tokoa,henika ny fo

Eo antratranao eo no maha mety ahy
Eo no misy hafanana hiaro ahy

REF:raiso ho anao
fiaraha-matotra tsy miova intsony
ilay fitia madio bo topoiny
efa niara-nizara eny anjara
ny ao am-po hanambara

Efa babo tokoa,henika ny fo,o!o!o!
Eo anilanao eo,no maha tsara ahy
Eo no tsisy ahiahy ny fanahy

REF:.................anjara

o!o!o!o!o!
Zay rehetra dia foiko mba

REF:.......................
Les autres clips de Aina - Tovo j'hay
Aina - Tovo j'hay Babo
Babo

   

Page :   0 clips malgaches
Page :
Les derniers clips
sLaMcOoL Tsy tamana ... Vu [674] 
fois 
A reçu (4)   
coup de

 
 »Tsy tamana ...
 »SLAMCOOL
Shyn Fenonao Vu [782] 
fois 
A reçu (7)   
coup de

 
 »Fenonao
 »SHYN
Hope For Madagascar Ambarambarao any Vu [726] 
fois 
A reçu (1)   
coup de

 
 »Ambarambarao any
 »HOPE FOR MADAGASCAR
FAFA foiko manontolo Vu [1292] 
fois 
A reçu (17)   
coup de

 
 »Foiko manontolo
 »FAFA
Rija Ramanantoanina Raha tsy ho ahy Vu [1177] 
fois 
A reçu (13)   
coup de

 
 »Raha tsy ho ahy
 »RIJA RAMANANTOANINA
Tselonina Aiza izy izay Vu [1273] 
fois 
A reçu (20)   
coup de

 
 »Aiza izy izay
 »TSELONINA
Feo Miray Toa very hevitra Vu [685] 
fois 
A reçu (7)   
coup de

 
 »Toa very hevitra
 »FEO MIRAY
Tselonina Misy Kalo Vu [1007] 
fois 
A reçu (10)   
coup de

 
 »Misy kalo
 »TSELONINA
MAM'BE Simba Vu [943] 
fois 
A reçu (9)   
coup de

 
 »Simba
 »MAM'BE
Erci Manana Mbola ho avy Vu [1178] 
fois 
A reçu (14)   
coup de

 
 »Mbola ho avy
 »ERCI MANANA
Voir la suite»
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.