le clip gasy de Aza adino Ambondrona

 
   
 
 
aza adino - ambondrona
Dédicace de My le 04/10/2009 : slt! atolotro any ze makafy ny hirany ambondrona dridra le zokiko aty - Dédicace de Ratovobodo le 30/08/2009 : zany le tena hirako sady tiako myyyyyyyyyy atolotro any tinah poopy manitraaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa - Dédicace de Fofolle le 09/01/2008 : Jdédie 7 chanson à tous ceux qui ont bossé avec moi o St Mic ,kan Gt à mada, CT D monen maran jtrouv! Et sa m mank now! BoC bien à luniversité! Jvou adore tous! ;-0 - Dédicace de Quelqun le 06/12/2007 : J'adore Cette chanson Kix C un Beau Goss Tkt Gsy Ka Manja LoL Je Te Fais De Gros Bisoux Ciao <3 - Dédicace de Sylvania le 16/11/2007 : aahhhh!! kix, tu es toujour beau..dia mazotoa eee - Dédicace de Sarobidy le 12/09/2007 : io le iry ry zandriy kely rehetra sy ny zoara 2 ary ny fiononana izay . mankafy .@ decembre mihaona indray ééé - Dédicace de Miora le 22/05/2007 : 22/05/07pour SARIAKA et JORO andoharanofotsy bissous - Dédicace de Patty le 20/05/2007 : somary nahazo aina kely enao kix an!!! fa tsy maninona ka mbola bogosy fona e!!!! respect ho an'Ambondrona - Dédicace de Ranaivoson le 01/04/2007 : atolotro ho anireo zandrikeliko any dago any de mba endre tsara hoy zoky .tsy ela dia ho tonga aty indray aho . - Dédicace de Ranaivoson le 01/04/2007 : ho anireo akama mpankafy ambondrona rehetra any dago any.deankafizo atrany fa milay be ry zalahy. - Dédicace de Miss le 19/03/2007 : je vous soihaite une bonne ecoute pour cette belle chanson -
Parole de chanson
Io indray ianao
Fa toy ny omaly ihany
Bedy lava izao
Avy eo mitomany


Ireo hafatro taloha
'reo adintsika koa
Tsy nanintsianao ireo diso akory
Ilay nahafotsy rora

Nefa ianao raha niteny ahy
Tsy hanesoana avokoa ireny ho ahy
Tsy olo-marina aho
Fa periperina ianao


Na ny omaly na ny anio
Ô ! Ô ! ou ! O
mba tsarovy sy tadidivo
aza adino
ka rahampitso rahatr'izay

( Ô ! Ô ! ou ! O ) x2
vao hanenina indray
ianao iny


Mifona hoy ianao
tsy hamerina itsony
tsy mety ny natao
tsy mety ka vony
Eny ary hoy ihany aho
izay aloha ny anio
nangina aho
avy eo, eo ihany no eo



Na ny omaly na ny anio
Ô ! Ô ! ou ! O
mba tsarovy sy tadidivo
aza adino
ka rahampitso rahatr'izay

( Ô ! Ô ! ou ! O ) x2
vao hanenina indray
ianao iny

Omaly,ny anio
(ny omaly ,ny anio )
Tsarovy, tadidio
aza adino e !
Rahampitso , rahatr'izay
mba saino ihany io
vao miala tsiny
vao hanenina indray
ianao iny .


auteur: Beranto
compositeur: beranto
lead vocal : Kix
Arrangements : Ambondrona
Vu : 14362 fois
A reçu 26 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Les autres chansons de ambondrona
hijery anao
aza adino
Tsy adala
Ho tsaroana
Hatramin'izao
Eny na tsia
Tsy hay
hiaka 2004
aza tsiny
tena fitia
ampy ahy
aleo aloha
Ampy ahy
Aleo aloha
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.