le clip gasy de Ota Bridge gospel Madagascar - http://bridgegospel.e-monsite.com

 
   
 
 
Ota - Bridge gospel Madagascar - http://bridgegospel.e-monsite.com
Dédicace de Miora le 09/06/2010 : salut e! le hira - Dédicace de Johary Tiana et Nathanaël le 19/02/2010 : Shalom ! Mbola hafa ihany samy raha hira ihany ny hira fiderana an'Andriamanitra. Tsy ho foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo ! Bon courage daholo ny membre rehetra ao amin'ny Bridge gospel Madagascar !! - Dédicace de Johary et Nathanaël le 18/02/2010 : Shalom daholo, mahafinaritra ny midera an'Andriamanitra, tohizo fa tsara ry Bridge. Bon courage daholo !!! -
Parole de chanson
1°) E ota gne vato misaka anao
Sy agnato an’i Jesosy
Gnota mandoto fagna e
Mahavy azy hila vonjy
Tagny am-boalohany izy io
Da efa nampiasa gne zakany
Nandavo, namitaky Adama sy i Eva
Noho ny gnafatseny

Refrain : E devoly mandratsy isan’andro ô
Mamitaky avao gnomaray
Jesosy mitata miaro ô
Hanohitry e fakam-pagna

Choeur : Ndre oaia, ndre oaia !
Solo : Tano ny teniny
Choeur : Isan’andro isan’ora e !
Solo : Tandremo gne Didiny

Choeur : Ka matoky tegna !
Solo : Arahy gne lalàny
Choeur : Raha misy gne olana e !
Solo : Angio gnanarany
INTERLUDE (lavalava)
2°) Iaho gne làla sy fahamarigna
Fiaigna hoy i Jesosy
Gnavy manatogna ana e
Handresy ame gnadim-pagna
Maro e fikasa sy gne fagniria
Miba agnatinao ao
Apetraho ame Tompo da ho lavorary
Omeny gne tinao atao

REFRAIN

Choeur : Ndao re, vahoro tsara
Sy miheliky hahazo gnajara
Tano mafy e finoanao
REFRAIN
Vu : 8644 fois
A reçu 66 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Les autres chansons de Bridge gospel Madagascar - http://bridgegospel.e-monsite.com
Ota
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.