le clip gasy de Ndeha re isika hiaraka Bridge gospel Madagascar

 
   
 
 
Ndeha re isika hiaraka - Bridge gospel Madagascar
Dédicace de Moy justine le 07/03/2010 : Za tsy lasa nivavaka satria aty france vitsy église protestant ça fait trop plaisir mihaino chorale kara io andefasonareo hira matetika izahay aty lavitry aty ma te hody fa comme ça la vie misaotra betsaka misaotra tompoko juju Bretagne - Dédicace de Fan's club Bridge le 25/02/2010 : Manao ahoana daholo ! Ohatry ny tonga dia misy nostalgie izany izahay maheno sy mijery an'io hira io, na ny feon-kira aza dia valiha, mampanembona, surtout hira évangélique ilay izy. -
Parole de chanson
Ndeha re isika hiaraka
hivavaka sy hanandratra
lay Tompo iray
sy ny Fanjakan'ny Lanitra.
Ndeha re isika hiaraka
hivavaka sy hanandratra
lay Tompo iray
sy ny Fanjakan'ny Lanitra.

isan'andininy:
Ianao io koa zay reraka sy sasatra
te hiova fo fa tsy afaka toa voafatotra.
Ianao io koa zay reraka sy sasatra
te hiova fo fa tsy afaka toa voafatotra.

Ndeha re isiha hiarakaka
hibebaka sy hanompo ilay
Jesosy izay Zanak'Anriamanitra.

isan'andininy:
Ianao io koa zay reraka sy sasatra
te hiova fo fa tsy afaka toa voafatotra.
Ianao io koa zay reraka sy sasatra
te hiova fo fa tsy afaka toa voafatotra.

Ndeha re isika hiaraka
hitory ilay Vaovao Mahafaly
ho famonjena ireo fanahy mitady izany.

isan'andininy:
Ianao io koa zay reraka sy sasatra
te hiova fo fa tsy afaka toa voafatotra.
Ianao io koa zay reraka sy sasatra
te hiova fo fa tsy afaka toa voafatotra.
Vu : 4600 fois
A reçu 46 coup de

Genre de musique :
Envoyer en tant que carte postale à un(e) ami(e)
Partager sur facebook
Faire une dédicace
Ajouter ce clip à vos playlists
Problème avec le clip
Les autres chansons de Bridge gospel Madagascar
Ndeha re isika hiaraka
Ota
 
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.