tsara ilay miaram peo fa ny fitafiana ara malagasy nul ,mba manao tanavoa é!
tena mahafinaritra ilay hira mampahatsiaro ny any dago misaotra any Tantely e!!!!!!!!!!
merci e!tsy manadino sy tsy manavaka ny mpiara monina bisous daholo
nofa be lay hira rabruno a! sa ahoana hozy nareo
ity hira ty dia atolotro ho an ilay malalako mbola ho avy , mino aho fa any izy zay sas miandry ahy . misaotra an i TOMPO noho ny aminy , efa tiako sahady izy .....
1ere misaotra an ANDRIAMNITRA , 2eme merci gasykamanja.com , ary farny misaotra an i green , tiako be le hira , bon dimanche oooo
CC! Bodo , la chantEZ ke j préfèr lou atret!! Et, vwlà 7 chasn "AMPAMOIZO" je la Ddi à mn cp1!Oft, il sapL...!nn! hi hi hi M6
Mandria am-piadanana letsy Rija ah, ialahy no nandao ny tany fa ny kanton'ialahy mitoetra hatrany.
mampatsiaro- maha te hody - mahatsiaro - ngôma - andao hiaraka hisôma
mahafinaritra kosa ilay mampiady rima an !efa ao ve ny ambany kirihitra e !
j'ai la chair de poule chaque fois que j'écoute ce vazo. mankasitraka e !
cela rappelle le bon vieux temps avec mon 1er amour;kesk'on a dansé
je pleure quand j'écoute cette chanson mon pays et mes parents me manquent . merci Rossy
tsar fogn sega
bonjour atolotrako ho anao ity hira ity ry VIVINE avy t@ nadia aty madagascar , aza miasaloha @ vavanolona tsy tihanao zareo mankahalanao foana reraka .henoy tsara io hira io fa ao ny afatra zareo zay mankahalanao mantsindoha .zao matoky anao cousinako atokisako valeranao ! ambony foana moraly ,zareo manenjika anao foana reraka bisous ovina anao tonga aty mada ?biz nadia aty tamatave
atolotra ho anreo mafantatr ahy sy reo namako lavitr ahy
slt Simcheri,atolotro ho anla io hira io,ny toniny no hilaza ny tiako ambara,G TM &BIZ
rado ,je ne te connaissais pas encore à l'époque o^tu dédies cette chanson à ta famille ... lol ... tmtc ce que je voudrais te dire
je dedie cette chansons a tou ceux qui aime mirado
ndriiii.....d tena mahatsiaro ny fahazazana mihits nijery anle clip! misaotra ny tarika raimbl fa ry zareo no anisan`ny nitiavako rock ..hatramin`izao m/_