Déposer gratuitement vos petites annonces

Passer gratuitement vos annonces malgaches sur Gasykamanja.com. Cliquez-ici pour ajouter votre annonce

Mitady vehivavy mitady vady - Rencontre - annonces malgaches

Accueil des annonces > Rencontre
Mitady vehivavy mitady vady
Lun 18 aout 2008 00:00 par Mialiarivelo
izahay dia namorona site vaovao momba ny mariage rencontre izay samihafa amin'ny rehetra
izahay mivantana no miresaka amin'ilay olona mitadey vady ka manontany ny mombamomba azy dia avy eo alainay sary ilay olona
misy mpiandraikitra manokana manoratra ny mombamomba ilay olona avy eo ka mandefa azy amin'ny sitenay
ary ny adiresy mailakanao izay mitady vady no ananan'ilay olona te-hifandray aminao mivantana fa tsy misy intermediaire
raha mahaliana anao dia antsoy ny laharana 0325606037

    Partagez :