Mitady asa izay misy - Emploi demande
Par - Vendredi 26 septembre 2014 à 07:36:26 - MADAGASCAR / ANTANANARIVO
Miarahaba Tompoko,
Tovolahy 25 taona niveau secondaire mitady asa izay misy (gardien, platon, securité, jardinier,...). Misaotra indrindra tompoko.
Raha mahaliana anao dia antsoy ny 0345568755
Commenter cette annonce