-
Lundi 17 décembre 2012 à 00:00:00
Les habitants des 10 Fokontany que regroupe la commune rurale de Fieferana, dans l’Avaradrano, ont tenu samedi dernier une manifestation pour protester contre le projet de l’Etat...
-
Lundi 17 décembre 2012 à 00:00:00
Lany vola ankehitriny ny ankamaroan’ny miaramila izay mamita iraka amin’ilay hetsika « Tandroka » atao any atsimo. Mimenomenona izy ireo ary manao antso avo...
-
Lundi 17 décembre 2012 à 00:00:00
Nandriaka indray ny ra tany amin’ny tanàna kely ao Analalava, sisintany mampisaraka an’Ihorombe sy Atsimo Andrefana. Olona fito no maty tany an-toerana, nahatrarana kalach...
-
Lundi 17 décembre 2012 à 00:00:00
Nanao be midina teny Andoharanofotsy, afakomaly ny borigady miady amin’ny piraty. Saika handraoka ireo vokatra hosoka ry zareo, izay nahitana olona valo teo. Tsy nanaiky lembenana anefa...
-
Lundi 17 décembre 2012 à 00:00:00
Dans la perspective d’encourager les sportifs malgaches et de les aider à améliorer inlassablement leur performance, le Chef de l’Etat Andry Rajoelina a promis...
-
Lundi 17 décembre 2012 à 00:00:00
Mpanakanto feno tanteraka no niaka-tsehatra
tetsy amin’i Ifm Analakely ny zoma alina teo. Rôla Gamana, ankoatra ny famoronan-kira, mpikaroka sady mpanamboatra zavamaneno no...
-
Lundi 17 décembre 2012 à 00:00:00
Ela tokoa no tsy nahitana an’i Lalatiana teny an-tsehatra raha ny teto an-tanindrazana. Omaly no nanakoako tetsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina...
-
Lundi 17 décembre 2012 à 00:00:00
1200 ireo mpianatra sekoly alahady (Samia) ao amin’ny Fjkm Ambodihady Vaovao Ambohimanarina izay tarihin’ny filohany, Rivo Andrianalimanana. 1015 amin’ireo kosa no nanala ny...
-
Lundi 17 décembre 2012 à 00:00:00
Mitroatra ny kristianina ao amin’ny Fiangonana Protestanta Tokotanitsara Ambodihady na ny Fpta. Omaly, nijoro teo anoloan’ny vavahadim-piangonana izy ireo naneho ny alahelony ny...
-
Lundi 17 décembre 2012 à 00:00:00
Nilanja sora-baventy ny mponina ao amin’ny kaominina Fieferana Antananarivo Avaradrano ny asabotsy teo naneho ny hatezerany manoloana ny tetikasa hanaovana toby...